plt_tn/mic/01/08.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Mika 1:8:16 dia mahakasika ny fitsaran'Andriamanitra tao Joda.

hitaraina aho

Eto, ny "aho" dia manondro an'i Mika.

handeha tsy misy kapa aho ary mitanjaka

Io dia mariky ny fisaonana sy fahoriana faratampony.

mitanjaka

tena mety ho tsy nitanjaka tanteraka i Mika. Mety ho nanao salaka izy.

hidradradradra tahaka ny amboadia aho ary hisaona tahaka ny vorondolo

Ireo biby ireo dia fantatra amin'ny fidradradradrana mafy. Ary ireo dia hita any amin'ny tany tandrefana. DH: "Hidradradradra sy hisaona tahaka ny bibin'ny alina ianao"

Fa tsy ho sitrana intsony ny feriny

Eto, ny "-ny" dia manondro ny tanànan'i Samaria. Io dia midika fa tsy misy na inona na inona mahasakana ny tafiky ny fahavalo avy handrava ny vahoakan'Israely.

satria avy any Joda izany

Eto, ny "izany" dia manondro ilay "fery," izay, ireo tafika izay hampiasain'Andriamanitra mba hanasazy an'i Samaria.

Beti-le-afra

Azonao atao ny manao fanamarihana manao hoe: 'ny anaran'io tanàna io dia midika hoe 'tranom-bovoka.'"

manosim-bovoka ny tenako

Ny olona eo ambany fitsaran'Andriamanitra dia maneho ny alahelo amin'ny fomba mahery.