plt_tn/mic/01/05.md

778 B

Izany rehetra izany dia noho ny fikomian'i Jakoba, ary noho ireo fahotan'ny taranak'Israely

Ireo andian-teny ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny ary manamafy fa Yaveh dia mihetsika nohon'ny fahotan'i fanjakana tavaratra sy fanjakana tandrefana.

Izany rehetra izany

"Ho avy ny Tompo ka hitsara"

Inona no anton'ny fikomian'i Jakoba? Moa tsy i Samaria ve?

Eto, "Jakoba" dia manondro ny fanjakana tavaratr'Israely. Mampiasa io fanontaniana i Mika mba hanamafisany fa ny vahoakan'i Samaria no antony hiavian'Andriamanitra hitsara ny fanjakan'Israely.

Inona no anton'ireo fitoerana avon'i Joda? Moa tsy i Jerosalema ve?

Mika dia mampiasa io fanontaniana io mba hanamafisany fa ny vahoakan'i Jerosalema no antony hiavian'Andriamanitra hitsara ny fanjakan'i Joda.