plt_tn/mat/28/18.md

20 lines
576 B
Markdown

# Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra
Azo atao hoe DH: "Nomen'ny Ray Ahy ny fahefana rehetra"
# any an-danitra sy ety an-tany
Eto dia miaraka ampiasaina ny hoe "lanitra" sy "tany" mba hilazana ny olon-drehetra sy ny zava-drehetra any an-danitra sy ety an-tany.
# firenen-drehetra
Eto ny "firenena" dia ilazana ny olona. DH: "ny olon-drehetra ao amin'ny firenena rehetra"
# amin'ny anaran'ny
Eto ny "anarana" dia ilazana ny fahefana. DH: "amin'ny fahefan'ny"
# Ray ... Zanaka
Fiantsoana manan-danja mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy ireo.