# Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra Azo atao hoe DH: "Nomen'ny Ray Ahy ny fahefana rehetra" # any an-danitra sy ety an-tany Eto dia miaraka ampiasaina ny hoe "lanitra" sy "tany" mba hilazana ny olon-drehetra sy ny zava-drehetra any an-danitra sy ety an-tany. # firenen-drehetra Eto ny "firenena" dia ilazana ny olona. DH: "ny olon-drehetra ao amin'ny firenena rehetra" # amin'ny anaran'ny Eto ny "anarana" dia ilazana ny fahefana. DH: "amin'ny fahefan'ny" # Ray ... Zanaka Fiantsoana manan-danja mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy ireo.