plt_tn/mat/28/14.md

716 B

Raha tonga any amin'ny governora izany tatitra izany

"Raha ren'ny governora fa resin-tory ianareo tamin'ny nagalan'ireo mpianatr'i Jesosy ny fatiny"

ny governora

"Pilato"

handresy lahatra azy isika ary hanala ny ahiahy aminareo

"aza manahy. Hiresaka aminy izahay mba tsy hamaizany anareo."

nanao araka izay efa nolazaina azy izy ireo

Azo adika hoe DH: "nanao izay nasain'ny mpisorona hataon'izy ireo"

Ary izany tatitra izany dia nieli-patrana teo amin'ireo Jiosy ary mitohy mandrak'ankehitriny aza

"Maro ireo Jiosy no naheno izany tatitra izany ary manohy milaza amin'ny hafa momba izany na dia hatramin'izao aza"

mandrak'ankehitriny aza

Tamin'ny fotoana nanoratan'i Matio ity boky ity izany.