plt_tn/mat/28/14.md

24 lines
716 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Raha tonga any amin'ny governora izany tatitra izany
"Raha ren'ny governora fa resin-tory ianareo tamin'ny nagalan'ireo mpianatr'i Jesosy ny fatiny"
# ny governora
"Pilato"
# handresy lahatra azy isika ary hanala ny ahiahy aminareo
"aza manahy. Hiresaka aminy izahay mba tsy hamaizany anareo."
# nanao araka izay efa nolazaina azy izy ireo
Azo adika hoe DH: "nanao izay nasain'ny mpisorona hataon'izy ireo"
# Ary izany tatitra izany dia nieli-patrana teo amin'ireo Jiosy ary mitohy mandrak'ankehitriny aza
"Maro ireo Jiosy no naheno izany tatitra izany ary manohy milaza amin'ny hafa momba izany na dia hatramin'izao aza"
# mandrak'ankehitriny aza
Tamin'ny fotoana nanoratan'i Matio ity boky ity izany.