plt_tn/mat/28/11.md

987 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no fiandohan'ny tantara milaza ny nasetrin'ireo mpitarika Jiosy rehefa nandre ny amin'ny fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty izy ireo.

Ary

Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao.

ireo vehivavy

Manondro an'i Maria Magdalena sy ilay Maria hafa io.

indro

Io dia manamarika ny fanomboahan-tranga vaovao ao amin'ny fizotry ny tanatara. Mety hisy olona hafa noho ny teo aloha ho tafiditra ao. Mety manana fomba hanehoana izany ny fiteninao.

niresaka momban'ny olana tamin'izy ireo

"nitady hevitra teo amin'izy ireo." Nanapa-kevitra ny hanome vola ho an'ireo miaramila ireo mpisorana sy ireo loholona.

Lazao amin'ireo hafa hoe: 'Tonga tamin'ny andro alina ireo mpianatr'i Jesosy ... raha mbola natory izahay.'

Azonao adika ho teny iray io. DH: "lazao amin'ny hafa fa tonga ireo mpianatr'i Jesosy ... raha mbola natory ianareo"