# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no fiandohan'ny tantara milaza ny nasetrin'ireo mpitarika Jiosy rehefa nandre ny amin'ny fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty izy ireo. # Ary Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao. # ireo vehivavy Manondro an'i Maria Magdalena sy ilay Maria hafa io. # indro Io dia manamarika ny fanomboahan-tranga vaovao ao amin'ny fizotry ny tanatara. Mety hisy olona hafa noho ny teo aloha ho tafiditra ao. Mety manana fomba hanehoana izany ny fiteninao. # niresaka momban'ny olana tamin'izy ireo "nitady hevitra teo amin'izy ireo." Nanapa-kevitra ny hanome vola ho an'ireo miaramila ireo mpisorana sy ireo loholona. # Lazao amin'ireo hafa hoe: 'Tonga tamin'ny andro alina ireo mpianatr'i Jesosy ... raha mbola natory izahay.' Azonao adika ho teny iray io. DH: "lazao amin'ny hafa fa tonga ireo mpianatr'i Jesosy ... raha mbola natory ianareo"