plt_tn/mat/28/08.md

464 B

ireo vehivavy

"Maria Magdalena sy vehivavy iray hafa antsoina hoe Maria"

Indro

Ny teny hoe "Indro" eto dia manaitra ny saintsika mba ho liana tsara amin'ny tranga mahatalanjona izay manaraka eo. Mety manana fomba hanaovana izany ny fiteninao.

Arahaba

Fomba fiarahabana mahazatra io, mitovy amin'ny hoe "manao ahoana" amin'ny teny malagasy.

nihazona ny tongony

"nandohalika ary nihazona ny tongony"

rahalahiko

Manondro ireo mpianatr'i Jesosy io.