# ireo vehivavy "Maria Magdalena sy vehivavy iray hafa antsoina hoe Maria" # Indro Ny teny hoe "Indro" eto dia manaitra ny saintsika mba ho liana tsara amin'ny tranga mahatalanjona izay manaraka eo. Mety manana fomba hanaovana izany ny fiteninao. # Arahaba Fomba fiarahabana mahazatra io, mitovy amin'ny hoe "manao ahoana" amin'ny teny malagasy. # nihazona ny tongony "nandohalika ary nihazona ny tongony" # rahalahiko Manondro ireo mpianatr'i Jesosy io.