plt_tn/mat/28/05.md

840 B

ireo vehivavy

"Maria Magdalena sy ilay vehivavy iray antsoina hoe Maria"

ilay nofantsihina tamin'ny hazofijaliana

Azo atao hoe DH: "izay nomboan'ny olona sy ireo miaramila" na "izay nomboan'izy ireo"

Nitsangana tamin'ny maty Izy

Ny teny hoe "tamin'ny maty" dia ilazana ny toerana alehan'ny fanahin'ireo maty. DH: "efa velona indray Izy"

teneno ireo mpianany hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy. Indro, efa nandeha nialoha anareo any Galilea Izy. Any no hahitanareo Azy.'

Farango sosona anaty farango sosona io. Azo adika hoe DH: "lazao amin'ireo mpianany fa nitsangana tamin'ny maty ary nandeha nialoha lalana anareo ho any Galilia izay hahitanareo Azy i Jesosy"

nandeha nialoha anareo ... hahitanareo Azy

Manondro ireo vehivavy sy ireo mpianatra io.

voalazako taminareo

Eto ny "taminareo" dia manondro ireo vehivavy.