# ireo vehivavy "Maria Magdalena sy ilay vehivavy iray antsoina hoe Maria" # ilay nofantsihina tamin'ny hazofijaliana Azo atao hoe DH: "izay nomboan'ny olona sy ireo miaramila" na "izay nomboan'izy ireo" # Nitsangana tamin'ny maty Izy Ny teny hoe "tamin'ny maty" dia ilazana ny toerana alehan'ny fanahin'ireo maty. DH: "efa velona indray Izy" # teneno ireo mpianany hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy. Indro, efa nandeha nialoha anareo any Galilea Izy. Any no hahitanareo Azy.' Farango sosona anaty farango sosona io. Azo adika hoe DH: "lazao amin'ireo mpianany fa nitsangana tamin'ny maty ary nandeha nialoha lalana anareo ho any Galilia izay hahitanareo Azy i Jesosy" # nandeha nialoha anareo ... hahitanareo Azy Manondro ireo vehivavy sy ireo mpianatra io. # voalazako taminareo Eto ny "taminareo" dia manondro ireo vehivavy.