plt_tn/mat/27/45.md

780 B

Ary

Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao.

nanomboka tamin'ny ora fahaenina ... hatramin'ny ora fahasivy

"nanomboka teo ho eo amin'ny mitatao vovonana ... nandritra ny adiny telo" na "nanomboka teo ho eo amin'ny roambin'ny folo ora atoandro ... hatramin'ny manodidina ny telo ora tolakandro"

nandrakotra ny tany rehetra ny haizina

Ny teny hoe "aizina" dia azo adika hoe DH: "lasa maizina teo ny tany manontolo"

nihiaka tamin'ny feo mafy Jesosy

"niantsoantso mafy i Jesosy" na "nitabataba i Jesosy"

Ely, Ely, lamà sabaktani

Ireo teny niantsoantsoan'i Jesosy ireo dia amin'ny fiteniny manokana. Matetika dia avelan'ireo mpandika teny amin'izao ihany io.