forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
780 B
Markdown
20 lines
780 B
Markdown
|
# Ary
|
||
|
|
||
|
Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao.
|
||
|
|
||
|
# nanomboka tamin'ny ora fahaenina ... hatramin'ny ora fahasivy
|
||
|
|
||
|
"nanomboka teo ho eo amin'ny mitatao vovonana ... nandritra ny adiny telo" na "nanomboka teo ho eo amin'ny roambin'ny folo ora atoandro ... hatramin'ny manodidina ny telo ora tolakandro"
|
||
|
|
||
|
# nandrakotra ny tany rehetra ny haizina
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "aizina" dia azo adika hoe DH: "lasa maizina teo ny tany manontolo"
|
||
|
|
||
|
# nihiaka tamin'ny feo mafy Jesosy
|
||
|
|
||
|
"niantsoantso mafy i Jesosy" na "nitabataba i Jesosy"
|
||
|
|
||
|
# Ely, Ely, lamà sabaktani
|
||
|
|
||
|
Ireo teny niantsoantsoan'i Jesosy ireo dia amin'ny fiteniny manokana. Matetika dia avelan'ireo mpandika teny amin'izao ihany io.
|