plt_tn/mat/27/27.md

722 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no fiantombohan'ny tantaran'ny fanomboana sy fahafatesan'i Jesosy.

jaky

Mena midorehitra

satro-boninahitra tsilo

"satro-boninahitra vita amin'ny tsilo" na "satro-boninahitra vita amin'ny ratsan-kazo misy tsilo"

tehina teo amin'ny tanany ankavanana

Nomen'izy ireo tehina i Jesosy mba hanehoana ny tehim-panjakana izay tazonin'ny mpanjaka. Nanao izany izy ireo mba hanamavoana an'i Jesosy.

Arahaba, ry mpanjakan'ny Jiosy

Niteny izany izy ireo mba hanevatevana an'i Jesosy. Nantsoin'izy ireo hoe "Mpanjakan'ny Jiosy" i Jesosy, fa tsy tena nino izy ireo fa mpanjaka Izy. Kanefa dia marina izay nolazain'izy ireo.

Arahaba

"Manaja Anao" na "Ho ela velona anie ianao"