# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no fiantombohan'ny tantaran'ny fanomboana sy fahafatesan'i Jesosy. # jaky Mena midorehitra # satro-boninahitra tsilo "satro-boninahitra vita amin'ny tsilo" na "satro-boninahitra vita amin'ny ratsan-kazo misy tsilo" # tehina teo amin'ny tanany ankavanana Nomen'izy ireo tehina i Jesosy mba hanehoana ny tehim-panjakana izay tazonin'ny mpanjaka. Nanao izany izy ireo mba hanamavoana an'i Jesosy. # Arahaba, ry mpanjakan'ny Jiosy Niteny izany izy ireo mba hanevatevana an'i Jesosy. Nantsoin'izy ireo hoe "Mpanjakan'ny Jiosy" i Jesosy, fa tsy tena nino izy ireo fa mpanjaka Izy. Kanefa dia marina izay nolazain'izy ireo. # Arahaba "Manaja Anao" na "Ho ela velona anie ianao"