plt_tn/mat/27/15.md

20 lines
445 B
Markdown

# Ary
Ampiasaina io teny io eto mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fandehan'ny tantara mba hahafahan'ny mpanoratra manampy ny mpamaky hahazo izay mitranga manomboka eo amin'ny 27:17.
# firavoravoana
Io no fety fankalazana ny Paska.
# gadra iray voafidin'ny vahoaka
Azo atao hoe DH: "gadra izay ho fidian'ireo vahoaka"
# nanana gadra malaza ratsy
"nisy mpangalatra nalaza ratsy"
# malaza ratsy
fantatra amin'ny fanaovana zavatra ratsy