plt_tn/mat/27/15.md

445 B

Ary

Ampiasaina io teny io eto mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fandehan'ny tantara mba hahafahan'ny mpanoratra manampy ny mpamaky hahazo izay mitranga manomboka eo amin'ny 27:17.

firavoravoana

Io no fety fankalazana ny Paska.

gadra iray voafidin'ny vahoaka

Azo atao hoe DH: "gadra izay ho fidian'ireo vahoaka"

nanana gadra malaza ratsy

"nisy mpangalatra nalaza ratsy"

malaza ratsy

fantatra amin'ny fanaovana zavatra ratsy