plt_tn/mat/27/06.md

717 B

Tsy ara-dalàna ny mametraka ity

"tsy mamela antsika hametraka ity ... ny lalàntsika"

mametraka ity

"mametraka ity volafotsy ity"

fitehirizam-bola

Io no fitoerana nitehirizan'izy ireo ny vola nampiasaina mba hanomezana ireo zavatra ilain'ny tempoly sy ireo mpisorona.

vidin-drà

Io dia fomba fiteny izay midika hoe vola nomena olona izay nanampy tamin'ny famonoana olona iray. DH: "vola nomena hamonoana olona"

sahan'ny mpanao vilany tanimanga

Io dia tany izay novidiana mba handevenana ireo vahiny maty tao Jerosalema.

niantsoana izany saha izany

Azo atao hoe DH: "nantsoin'ny olona hoe ... izany saha izany"

mandrak'androany

Tamin'ny fotoana nanoratan'i Matio ity boky ity no dikan'io.