plt_tn/mat/27/06.md

28 lines
717 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Tsy ara-dalàna ny mametraka ity
"tsy mamela antsika hametraka ity ... ny lalàntsika"
# mametraka ity
"mametraka ity volafotsy ity"
# fitehirizam-bola
Io no fitoerana nitehirizan'izy ireo ny vola nampiasaina mba hanomezana ireo zavatra ilain'ny tempoly sy ireo mpisorona.
# vidin-drà
Io dia fomba fiteny izay midika hoe vola nomena olona izay nanampy tamin'ny famonoana olona iray. DH: "vola nomena hamonoana olona"
# sahan'ny mpanao vilany tanimanga
Io dia tany izay novidiana mba handevenana ireo vahiny maty tao Jerosalema.
# niantsoana izany saha izany
Azo atao hoe DH: "nantsoin'ny olona hoe ... izany saha izany"
# mandrak'androany
Tamin'ny fotoana nanoratan'i Matio ity boky ity no dikan'io.