plt_tn/mat/26/65.md

609 B

ny mpisoronabe nandrovitra ny ankanjony

Ny fandrovitana akanjo dia mariky ny hatezerana sy alahelo.

Niteny ratsy Izy

Amin'ny fiantsoana izany hoe fitenena-drasty, dia midika izany fa fantatry ny mpisoronabe hoe nilaza ho mitovy amin'Andriamanitra i Jesosy.

Nahoana isika no mbola mila mpijoro vavolombelona?

Mampiasa io fanontaniana io ny mpisoronabe mba handindriana fa tsy mila mandre na inona na inona avy amina vavolombelona intsony ny filan-kevitra. DH: "Tsy mila mihaino na inona na inona avy amina vavolombelona intsony isika!"

Indro, renareo

Manondro ny filan-kevitra ny "ianareo" eto.