plt_tn/mat/26/65.md

16 lines
609 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# ny mpisoronabe nandrovitra ny ankanjony
Ny fandrovitana akanjo dia mariky ny hatezerana sy alahelo.
# Niteny ratsy Izy
Amin'ny fiantsoana izany hoe fitenena-drasty, dia midika izany fa fantatry ny mpisoronabe hoe nilaza ho mitovy amin'Andriamanitra i Jesosy.
# Nahoana isika no mbola mila mpijoro vavolombelona?
Mampiasa io fanontaniana io ny mpisoronabe mba handindriana fa tsy mila mandre na inona na inona avy amina vavolombelona intsony ny filan-kevitra. DH: "Tsy mila mihaino na inona na inona avy amina vavolombelona intsony isika!"
# Indro, renareo
Manondro ny filan-kevitra ny "ianareo" eto.