plt_tn/mat/26/57.md

16 lines
338 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity no fanombohan'ny tantaran'ny nanadihadiana an'i Jesosy teo amin'ny synedrionan'ireo mpitarika Jiosy.
# Petera nanaraka Azy
"nanaraka an'i Jesosy i Petera"
# kianjan'ny mpisoronabe
toerana malalaka eo akaikin'ny tranon'ny mpisoronabe.
# Niditra tao anatiny izy
"Niditra tao anatiny i Jesosy"