plt_tn/mat/26/57.md

338 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no fanombohan'ny tantaran'ny nanadihadiana an'i Jesosy teo amin'ny synedrionan'ireo mpitarika Jiosy.

Petera nanaraka Azy

"nanaraka an'i Jesosy i Petera"

kianjan'ny mpisoronabe

toerana malalaka eo akaikin'ny tranon'ny mpisoronabe.

Niditra tao anatiny izy

"Niditra tao anatiny i Jesosy"