plt_tn/mat/26/33.md

475 B

handao

Adikao araka ny nataonao tao ain'ny 26:30 io.

Lazaiko marina aminao

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

raha mbola tsy maneno akoho

Rehefa miposaka ny masoandro no maneno ny akoho. DH: "alohan'ny hiposahan'ny masoandro"

akoho

vorona izay maneno mafy amin'ny fotoana hiposahan'ny masoandro

maneno

Feo avoakan'ny akoho.

handà Ahy intelo ianao

"hilaza intelo fa tsy mpanara-dia Ahy ianao"