# handao Adikao araka ny nataonao tao ain'ny 26:30 io. # Lazaiko marina aminao "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # raha mbola tsy maneno akoho Rehefa miposaka ny masoandro no maneno ny akoho. DH: "alohan'ny hiposahan'ny masoandro" # akoho vorona izay maneno mafy amin'ny fotoana hiposahan'ny masoandro # maneno Feo avoakan'ny akoho. # handà Ahy intelo ianao "hilaza intelo fa tsy mpanara-dia Ahy ianao"