plt_tn/mat/26/27.md

40 lines
881 B
Markdown

# Nandray
Adikao hoe "naka" araka ny nataonao ao amin'ny 14:19.
# ny kapoaka
Eto ny "kapoaka" dia ilazana ny kapoaka miaraka amin'ny divay ao anatin'izany.
# nanome izany azy ireo
"nanome izany an'ireo mpianatra"
# sotroy ity
"sotroy ny ddivay avy amin'ity kapoaka ity"
# Fa ity ny ràn'ny
"Fa ity divay ity no ràko"
# ràn'ny fanekem-pihavanana
"rà izay mampiseho fa mihatra ny fanekem-pihavanana" na "rà izay mampisy ny fanekem-pihavanana"
# arotsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka
Azo ato hoe DH: "izay hndriaka eo amin'ny vatako tsy ho ela" na "Izay hiraraka avy amin'ny feriko rehefa maty Aho"
# Fa lazaiko aminareo
Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
# vokatry ny voaloboka
Fomba fiteny io. DH: "divay"
# ny Raiko
Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.