plt_tn/mat/26/27.md

881 B

Nandray

Adikao hoe "naka" araka ny nataonao ao amin'ny 14:19.

ny kapoaka

Eto ny "kapoaka" dia ilazana ny kapoaka miaraka amin'ny divay ao anatin'izany.

nanome izany azy ireo

"nanome izany an'ireo mpianatra"

sotroy ity

"sotroy ny ddivay avy amin'ity kapoaka ity"

Fa ity ny ràn'ny

"Fa ity divay ity no ràko"

ràn'ny fanekem-pihavanana

"rà izay mampiseho fa mihatra ny fanekem-pihavanana" na "rà izay mampisy ny fanekem-pihavanana"

arotsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka

Azo ato hoe DH: "izay hndriaka eo amin'ny vatako tsy ho ela" na "Izay hiraraka avy amin'ny feriko rehefa maty Aho"

Fa lazaiko aminareo

Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

vokatry ny voaloboka

Fomba fiteny io. DH: "divay"

ny Raiko

Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.