plt_tn/mat/26/14.md

519 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Nanaiky ny hanampy ireo mpitarika Jiosy hisambotra sy hamono an'i Jesosy i Jodasy Iskariota.

hanolorako Azy aminareo

"hanampy anareo hisambotra an'i Jesosy"

volafotsy madinika telopolo

Satria mitovy amin'ny ireo ao amin'ny faminaniana ao amin'ny Testamenta Taloha ireo teny ireo, dia tazony ihany ireo fa aza ovaina ho vola amin'izao fotoana izao.

madinika telopolo

"madinika 30"

hanolorana Azy amin'izy ireo

"hanampy ireo lohan'ny mpisorona hisambotra an'i Jesosy"