plt_tn/mat/26/14.md

20 lines
519 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Nanaiky ny hanampy ireo mpitarika Jiosy hisambotra sy hamono an'i Jesosy i Jodasy Iskariota.
# hanolorako Azy aminareo
"hanampy anareo hisambotra an'i Jesosy"
# volafotsy madinika telopolo
Satria mitovy amin'ny ireo ao amin'ny faminaniana ao amin'ny Testamenta Taloha ireo teny ireo, dia tazony ihany ireo fa aza ovaina ho vola amin'izao fotoana izao.
# madinika telopolo
"madinika 30"
# hanolorana Azy amin'izy ireo
"hanampy ireo lohan'ny mpisorona hisambotra an'i Jesosy"