plt_tn/mat/26/06.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity no fiandohan'ny tantaran'ilay vehivavy nandraraka menaka lafo vidy teo amin'ny Jesosy mialohan'ny ahafatesany.
# Ary
Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao.
# Simona boka
Misy hevitra ambadika izany fa lehilahy izay nositranin'i Jesosy tamin'ny habokana io.
# nisy vehivavy iray
"Nisy vehivavy nankeo amin'i Jesosy"
# tavoara alabastara
Fasiana lafo vidy vita amin'ny vato malama io.
# menaka
Menaka izay mani-pofona
# nandraraka izany tamin'ny lohany
Nanao izany ilay vehivavy mba ho fanajana an'i Jesosy.
# Inona no anton'izao fandaniana izao?
Nametraka izany fanontaniana izany ireo mpianatra nohon'ny hatezeran'izy ireo tamin'ny nataon'ilay vehivavy. DH: "Nanao zavatra ratsy ity vehivavy ity tamin'ny nandaniany fahatany an'io menaka manitra io!"
# afaka namidy lafo ary nomena ireo mahantra io
Azo atao hoe DH: "Afaka namidiny vola be io ary nomena ... ilay vola"
# ireo mahantra
Eto ny "mahantra" dia azo atao hoe DH: "ireo olona mahantra"