plt_tn/mat/26/03.md

435 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fohifohy momba ny tetik'ireo mpitarika Jiosy hisambotra sy hamono an'i Jesosy.

niara-nivory

Azo atao hoe DH: "niara-tonga" na "niara-nihaona"

Tsy amin'ny fety

Afaka atao mazava kokoa ny tsy tian'ireo mpitarika hatao amin'ny andro fety. DH: "Tsy tokony hamono an'i Jesosy mandritra ny fety isika"

ny fety

Ny fetin'ny Paska isan-taona io.