# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fohifohy momba ny tetik'ireo mpitarika Jiosy hisambotra sy hamono an'i Jesosy. # niara-nivory Azo atao hoe DH: "niara-tonga" na "niara-nihaona" # Tsy amin'ny fety Afaka atao mazava kokoa ny tsy tian'ireo mpitarika hatao amin'ny andro fety. DH: "Tsy tokony hamono an'i Jesosy mandritra ny fety isika" # ny fety Ny fetin'ny Paska isan-taona io.