plt_tn/mat/26/01.md

20 lines
709 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no fiandohan'ny fizaran-tantara vaovao izay mitantara ny fanomboana, fahafatesana ary ny fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty. Eto Izy dia milaza amin'ireo mpianany ny fomba hijaliany sy hahafatesany.
# Rehefa
Ity teny ity no mamadika ny tantaran'ny fampianaran'i Jesosy mankany amin'ny zava-nitranga manaraka. DH: "Avy eo" na "Taorian'izany"
# izany teny rehetra izany
Manondro izay nampianarin'i Jesosy nanomboka tao amin'ny 24:3 io.
# hatolotra homboana amin'ny hazofijaliana ny Zanak'Olona
Azo atao hoe DH: "hisy olona sasantsasany hanolotra ny Zanak'Olona any amin'ny olona hafa mba hanombo Azy"
# ny Zanak'Olona
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.