plt_tn/mat/26/01.md

709 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no fiandohan'ny fizaran-tantara vaovao izay mitantara ny fanomboana, fahafatesana ary ny fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty. Eto Izy dia milaza amin'ireo mpianany ny fomba hijaliany sy hahafatesany.

Rehefa

Ity teny ity no mamadika ny tantaran'ny fampianaran'i Jesosy mankany amin'ny zava-nitranga manaraka. DH: "Avy eo" na "Taorian'izany"

izany teny rehetra izany

Manondro izay nampianarin'i Jesosy nanomboka tao amin'ny 24:3 io.

hatolotra homboana amin'ny hazofijaliana ny Zanak'Olona

Azo atao hoe DH: "hisy olona sasantsasany hanolotra ny Zanak'Olona any amin'ny olona hafa mba hanombo Azy"

ny Zanak'Olona

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.