plt_tn/mat/24/36.md

302 B

zany andro sy ora izany

Eto ny "andro" sy "ora" dia manondro ny fotoana marina izay hiverenan'ny Zanak'Olona.

na ny Zanaka lahy

"na dia ny Zanaka aza"

Zanaka

Fiantsoana manan-danja ilazana an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra io.

Ray

Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.