# zany andro sy ora izany Eto ny "andro" sy "ora" dia manondro ny fotoana marina izay hiverenan'ny Zanak'Olona. # na ny Zanaka lahy "na dia ny Zanaka aza" # Zanaka Fiantsoana manan-danja ilazana an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra io. # Ray Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.