plt_tn/mat/24/34.md

565 B

Lazaiko marina aminareo

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

tsy ho lany ity taranaka ity

Et =o ny "lany" dia fomba mihaja ilazana ny fahafatesana. DH: "tsy ho faty ity taranaka ity"

mandra-pisehon'izany rehetra izany

"mandra-panaovan'Andriamanitra ireo zavatra ireo hitranga"

Tsy hisy intsony ny lanitra sy ny tany

"Ho levona ny lanitra sy ny tany"

ny teniko dia tsy mba ho levona mandrakizay

Eto ny "teny" dia ilazana izay nolazain'i Jesosy. DH: "izay lazaiko dia ho marina mandrakizay"