# Lazaiko marina aminareo "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # tsy ho lany ity taranaka ity Et =o ny "lany" dia fomba mihaja ilazana ny fahafatesana. DH: "tsy ho faty ity taranaka ity" # mandra-pisehon'izany rehetra izany "mandra-panaovan'Andriamanitra ireo zavatra ireo hitranga" # Tsy hisy intsony ny lanitra sy ny tany "Ho levona ny lanitra sy ny tany" # ny teniko dia tsy mba ho levona mandrakizay Eto ny "teny" dia ilazana izay nolazain'i Jesosy. DH: "izay lazaiko dia ho marina mandrakizay"