plt_tn/mat/24/30.md

24 lines
719 B
Markdown

# Zanak'Olona ... Izy
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.
# ny foko rehetra
Eto ny "foko" dia ilazana ireo olona. DH: "ny olona rehetra ao amin'ilay foko" na "ny olona rehetra"
# Handefa ireo anjeliny Izy miaraka amin'ny feo trompetra mafy
"Rehefa maneno ny trompetra, dia handefa ireo anjeliny Izy" na "Rehefa mitsoka ny trompetra ireo anjely, dia handefa ireo anjeliny Izy"
# hanangona
"hanangona ... ireo anjeliny"
# olom-boafidiny
Ireo no olona izay nofidian'ny Zanak'Olona.
# avy any amin'ny vazan-tany efatra izy ireo, manomboka amin'ny faravodilanitra ka hatrany amin'ny hafa
Samy mitovy hevitra ireo. Ireo dia fomba fiteny izay midika hoe "avy eny rehetra eny." DH: "manerana izao tontolo izao"