plt_tn/mat/24/30.md

719 B

Zanak'Olona ... Izy

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.

ny foko rehetra

Eto ny "foko" dia ilazana ireo olona. DH: "ny olona rehetra ao amin'ilay foko" na "ny olona rehetra"

Handefa ireo anjeliny Izy miaraka amin'ny feo trompetra mafy

"Rehefa maneno ny trompetra, dia handefa ireo anjeliny Izy" na "Rehefa mitsoka ny trompetra ireo anjely, dia handefa ireo anjeliny Izy"

hanangona

"hanangona ... ireo anjeliny"

olom-boafidiny

Ireo no olona izay nofidian'ny Zanak'Olona.

avy any amin'ny vazan-tany efatra izy ireo, manomboka amin'ny faravodilanitra ka hatrany amin'ny hafa

Samy mitovy hevitra ireo. Ireo dia fomba fiteny izay midika hoe "avy eny rehetra eny." DH: "manerana izao tontolo izao"