plt_tn/mat/24/06.md

12 lines
556 B
Markdown

# Mitandrema mba tsy hitebiteby ianareo
Azo atao hoe DH: "Aza avela hampitebiteby anareo ireny zavatra ireny"
# Fa hisy firenena hitsangana hanohitra firenena, ary fanjakana hanohitra fanjakana
Samy mitovy dika ireo zavatra roa ireo. Tsindrian'i Jesosy fa hiady ny olona eny rehetra eny.
# fiandoahan'ny fanaintainan'ny fiterahana
Maneho ny fanaintainana tsapan'ny vehivavy iray alohan'ny fiterahan-jaza io. Io sarin-teny io dia midika fa ireo ady, mosary, ary horohoron-tany ireo dia fiandohan'ny tranga izay hitondra any amin'ny fara-andro fotsiny.