# Mitandrema mba tsy hitebiteby ianareo Azo atao hoe DH: "Aza avela hampitebiteby anareo ireny zavatra ireny" # Fa hisy firenena hitsangana hanohitra firenena, ary fanjakana hanohitra fanjakana Samy mitovy dika ireo zavatra roa ireo. Tsindrian'i Jesosy fa hiady ny olona eny rehetra eny. # fiandoahan'ny fanaintainan'ny fiterahana Maneho ny fanaintainana tsapan'ny vehivavy iray alohan'ny fiterahan-jaza io. Io sarin-teny io dia midika fa ireo ady, mosary, ary horohoron-tany ireo dia fiandohan'ny tranga izay hitondra any amin'ny fara-andro fotsiny.