plt_tn/mat/23/08.md

800 B

tsy azo antsoina hoe

Azo atao hoe DH: "Fa ianareo dia tsy tokony hamela na iza na iza hiantso anareo hoe"

ianareo

Manondro ireo mpanara-dia an'i Jesosy avokoa ny "ianareo" rehetra eto.

mpirahalahy ianareo

Eto ny hoe "mpiarahalahy ianareo" dia midika hoe "mpiray finoana"

aza miantso ny olona ety an-tany hoe rainareo

"Aza miantso na iza na iza ety an-tany hoe rainareo" na "aza miteny hoe rainareo ny olona rehetra ety an-tany"

iray ihany ny Rainareo

Ny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.

aza mety antsoina hoe

Azo adika hoe DH: "Ary koa, aza mamela na iza na iza hiantso anareo hoe"

iray ihany ny mpampianatrareo, dia i Kristy

Tamin'ny niteny i Jesosy hoe "Kristy," dia nilaza ny amin'ny tenany ihany Izy. DH: "Izaho, Kristy, no mampianatra tokanareo"