# tsy azo antsoina hoe Azo atao hoe DH: "Fa ianareo dia tsy tokony hamela na iza na iza hiantso anareo hoe" # ianareo Manondro ireo mpanara-dia an'i Jesosy avokoa ny "ianareo" rehetra eto. # mpirahalahy ianareo Eto ny hoe "mpiarahalahy ianareo" dia midika hoe "mpiray finoana" # aza miantso ny olona ety an-tany hoe rainareo "Aza miantso na iza na iza ety an-tany hoe rainareo" na "aza miteny hoe rainareo ny olona rehetra ety an-tany" # iray ihany ny Rainareo Ny hoe "Ray" dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra. # aza mety antsoina hoe Azo adika hoe DH: "Ary koa, aza mamela na iza na iza hiantso anareo hoe" # iray ihany ny mpampianatrareo, dia i Kristy Tamin'ny niteny i Jesosy hoe "Kristy," dia nilaza ny amin'ny tenany ihany Izy. DH: "Izaho, Kristy, no mampianatra tokanareo"