plt_tn/mat/23/01.md

534 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no fiandohan'ny fizaran-tantara vaovao izay mitohy hatrany amin'ny 25:44, izay ampianaran'i Jesosy momba ny famonjena sy ny fitsarana farany. Eto Izy dia manomboka mampitandrina ireo vahoaka ny amin'ireo mpanora-dalàna sy ireo fariseo.

mipetraka eo amin'ny fitoeran'i Mosesy

Eto ny "fitoerana" dia maneho fahefana ny hanapaka sy hitsara. DH: "manana fahefana tahaka ny nananan'i Mosesy" na "manana fahefana ny hilaza ny hevitry ny lalàn'i Mosesy"

na inona na inona

"izay rehetra"