# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no fiandohan'ny fizaran-tantara vaovao izay mitohy hatrany amin'ny 25:44, izay ampianaran'i Jesosy momba ny famonjena sy ny fitsarana farany. Eto Izy dia manomboka mampitandrina ireo vahoaka ny amin'ireo mpanora-dalàna sy ireo fariseo. # mipetraka eo amin'ny fitoeran'i Mosesy Eto ny "fitoerana" dia maneho fahefana ny hanapaka sy hitsara. DH: "manana fahefana tahaka ny nananan'i Mosesy" na "manana fahefana ny hilaza ny hevitry ny lalàn'i Mosesy" # na inona na inona "izay rehetra"