plt_tn/mat/22/41.md

436 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mametraka fanontaniana saro-baliana amin'ireo Fariseo i Jesosy mba hampitsaharana ny tetik'izy ireo hamandrika Azy.

Ary

Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao izay nametrahan'i Jesosy fanontaniana tamin'ireo mpitarika Jiosy.

Zanaka ... zanak'i Davida

Samy midika hoe "taranaka" ireo.