# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mametraka fanontaniana saro-baliana amin'ireo Fariseo i Jesosy mba hampitsaharana ny tetik'izy ireo hamandrika Azy. # Ary Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manomboka mitantara fizaran-tantara vaovao izay nametrahan'i Jesosy fanontaniana tamin'ireo mpitarika Jiosy. # Zanaka ... zanak'i Davida Samy midika hoe "taranaka" ireo.