plt_tn/mat/22/31.md

778 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ao amin'ny 22:32, Jesosy dia mamerina ny teny avy ao amin'ny Eksodosy mba hanaporofoina fa velona indray ny olona aorian'ny ahafatesan'izy ireo.

mbola tsy novakianareo va izay ... Jakoba'?

Mametraka fanontaniana i Jesosy mba hampatsiahivana ireo mpitarika fivavahana izay fantatr'izy ireo avy amin'ny soratra masina. DH: "Fantatro fa efa novakianareo izany, saingy toa tsy azonareo ... Jakoba"'

manao hoe: 'Izaho no .... Jakoba'?

Azonao adika hoe DH: "Andriamanitra izay niteny tamin'i Mosesy fa Izy no Andriamanitr'i Abrahama, Andriamanitr'Isaka, ary Andriamanitr'i Jakoba"

ny maty, fa an'ny velona

Ireo mpamaritra anarana ireo dia azo adika ho mpamari-toetra, DH: "ireo olona maty, fa Izy dia Andriamanitry ny olona velona"